plt_tn/2ki/03/26.md

979 B

Mesa mpanjaka-

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:4 ny anaran'izany mpanjaka izany.

fa resy an'ady izy

"fa resy ny tafiny"

mpitan-tsabatra fitonjato

"mpitan-tsabatra 700"

mpitan-tsabatra

miaramila miady amin'ny sabatra

hanavatsava

"tonga dia hanitsy eny amin'ny mpanjaka." Nisy miaramila maro be teo amin'ny sahan'ady ka nanasarotra ny fandehanana tao anaty olona maro izany.

natolony ho fanatitra dorana ... izy

Nodoran'i Mesa Mpanjaka ny zanany lahy ary tsy najanony izany raha tsy maty izy. Nataony ho fanatitra ho an'i Kemosy ilay andriamani-kafa an'i Moaba izany. Azo azavaina ny tena hevitr'izany fehezanteny izany.

Ka nisy hatezerana lehibe nihatra tamin'Israely

Eto ny hoe "hatezerana" dia azo avadika matoanteny. Eto dia tsy fantatra mazava hoe iza no tezitra, izany hoe na: 1) Ireo miaramila Moabita. DH: "Ka tezitra mafy tamin'Israely ireo miaramila Moabita" na "2) Andriamanitra. DH: "Ka tezitra mafy tamin'Israely Andriamanitra"