plt_tn/2ki/02/05.md

841 B

Dia nankany amin'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tany Jeriko ary niteny taminy hoe

"Rehefa tonga tany akaikin'i Jeriko i Elia sy Elisa, dia hoy ireo zanaka lahy avy ao an-toerana tamin'i Elisa hoe"

Ireo zanaky ny mpaminany

Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nadikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"

Raha mbola velona koa Yaveh, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy handao anao aho

"Raha velona tokoa i Yaveh ary raha velona koa ianao, dia tsy handao anao aho." Eto Elisa dia mampitaha ny fahamarinan'ny fahaveloman'i Yaveh sy Elia sy ny fahamarinan'ny zavatra izay lazainy. Izany dia fomba fianianianana ampahibemaso. Jereo ao amin'ny 2:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Mianiana ampahibemaso aminao aho fa tsy handao anao"