plt_tn/2ki/02/01.md

500 B

Ary rehefa

"Ary tamin'ny" Izany andian-teny izany dia nampiasaina mba hampidirana ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.

tafio-drivotra

rivo-mahery mihodinkodina

Raha mbola velona koa i Yaveh, ary raha mbola velona koa ianao

"Raha velona tokoa i Yaveh, ary raha velona koa aho." Eto Elisa dia mampitaha ny fahamarinan'ny fahaveloman'i Yaveh sy Elia sy ny fahamarinan'ny zavatra izay lazainy. Izany dia fomba fianianianana ampahibemaso. DH: "Mianiana ampahibemaso aminao aho fa"