plt_tn/2ki/01/17.md

606 B

ny tenin'i Yaveh izay nolazain'i Elia

"izay nolazain'i Yaveh tamin'i Elia no nolazain'i Elia"

taona faharoa

"taona faha 2"

tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Jehorama zanak'i Josafata mpanjakan'i Joda

Izany dia manoritsoritra ny fotoana izay nanombohan'i Jorama nanjaka ary milaza ny fe-potoana izay nanjakan'ny mpanjakan'i Joda tamin'izany fotoana izany. DH: "tamin'ny taona faharoa izay naha-mpanjakan'i Joda an'i Jehorama zanak'i Josafata"

tsy efa voasoratra ... Israely ve izany?

Azo atao fehezanteny tsotra izany fanontaniana fampisainana izany. DH: "Efa voasoratra ... Israely izany."