plt_tn/2ki/01/07.md

224 B

Nitafy akanjo vita amin'ny volo izy

Ireo mety ho dikany dia 1) izany dia sarinteny ilazana fa voloina tokoa izy hany ka toy ny hoe akanjo ny volony. DH: "Voloina tokoa izy" na 2) "Vita avy amin'ny volom-biby ny akanjony"