plt_tn/2co/13/07.md

574 B

fa tsy afaka ny anao zavatra ratsy ianareo

"Fa tsy hanota mihitsy ianareo" na "Fa tsy hanaiky ny hiaino anay rehefa manitsy anareo." DH: "fa hanao marina ireo zavatra rehetra"

nahomby amin'ny fitsapana

"mba ho mpampianatra lehibe ary miaina amin'ny fahamarinana"

Fa isika dia tsy afaka ny hanao zavatra manohitra amin'ny fahamarinana

"tsy afaka ny hisakana ny olona amin'ny fahafantarana ny fahamarinana isika"

ny fahamarinana, fa ho an' ny fahamarinana irery ihany

"ny fahamarinana; ny zava-drehetra ataontsika dia hahatonga ny olona hahafantatra ny marina"