plt_tn/2co/13/05.md

475 B

tsy mbola azonareo an-tsaina ve izany momba ny amin'ny tenanareo fa i Jesosy Kristy dia ao aminareo?

Mametraka izany fanontaniana izany i Paoly mba hanindriana ny heviny. DH: "Ianareo dia tokony hahalala fa i Jesosy Kristy dia ao aminareo!" na "Jesosy Kristy dia ao aminareo. Tokony efa fantatrareo izany!"

Ao aminareo

Ireo mety ho dikany dia 1) monina ao amin'ny tsirairay na 2) "eo aminareo," ny isan'ny manan-danja indrindra amin'ny mpikambana ao amin'ny vondrona.