plt_tn/2co/12/19.md

995 B

Moa ve mieritreritra ianareo fa nandritra izany fotoana rehetra izany dia niaro ny tenanay taminareo izahay?

Mametraka fanontaniana fampisainana i Paoly. DH: "Diso ianareo raha mihevitra fa nandritra izany fotoana rehetra izany dia niaro ny tenanay taminareo izahay. DH: "Nieritreritra foana ianareo tamin'izany fotoana izany fa niaro ny tenanay taminareo izahay."

Eo anatrehan'Andriamanitra

I Paoly dia miresaka ny momban'ny fahalalan'Andriamanitra ny zavatra rehetra izay nataon'i Paoly ho toy ny hoe nanatrika mivantana Andriamanitra ary nanara maso ny zavatra rehetra nolazainy sy nataon'i Paoly. DH: "Eo anoloan'Andriamanitra" na "miaraka amin'Andriamnitra ho vavolombelona" na "eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra"

ho fampaherezana anareo

"hampaherezana anareo." Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra mety mitombony ny fahafantarana ny fomba hankatoavana an'Andriamanitra sy ny faniriany hankatoa azy . DH: "mba hahafantaranareo an'Andriamanitra sy hankatoavanareo azy bebe kokoa"