16 lines
974 B
Markdown
16 lines
974 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy manamafy ny amin'ny maha-apostoly azy i Paoly.
|
|
|
|
# mamela ahy hanao fahadalana kely sasany
|
|
|
|
"mamela ahy hiasa toy ny adala"
|
|
|
|
# saro-piaro ...fahasarotam-piaro
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia miresaka momban'ny faniriana mafy sy tsara mba hahatokian'ireo Korintiana an'i Kristy, ary mba tsy hisian'ny olona handresy lahatra azy ireo hiala aminy.
|
|
|
|
# hatramin'ny nanomezako toky anareo tao amin'ny fanambadiana ho an'ny vady iray ihany. Nanome toky aho ny hanolotra anareo tahaka ny virjiny madio ho an'i Kristy
|
|
|
|
MIresaka ny amin'ny fiahian'i Paoly an'i ireo Korintiana toy ny hoe nampanantena lehilahy hafa izy fa hanomana ny zanany vavy hanambady azy, ary ny tena zava-dehibe aminy dia ny fahafahany mitana ny fampanantenany amin'ny izany lehilahy izany. DH: "Toy ny ray izay nampanantena ny hanolotra ny zanany vavy ho ana lehilahy iray aho. Nampanantena ny hitazona anareo ho virjiny madio aho mba hahafahako manolotra anareo ho an'i Kristy.
|