plt_tn/2co/04/07.md

1.5 KiB

Fa izahay manana

Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Paoly sy ireo miara-miasa aminy, fa tsy ireo Korintiana.

manana izany harena izany ao anaty tavoara tanimanga

Resahin'i Paoly toy ny hoe harena ny filazantsara ary ny vatan'izy ireo ho toy ny tavoara mety vaky natao tamin'ny tanimanga. Manamafy izany fa kely vidy izy ireo raha ampitahana amin'ny hatsaran'ny filazantsara izay toriany.

mba hazava

"mba hazava amin'ny olona" na "mba ho fantatry ny olona mazava"

Ampahoriana amin'ny fomba rehetra isika

Azo atao hoe DH: "mampahory anay amin'ny endriny rehetra ny olona"

Enjehina isika fa tsy nilaozana

Azo atao hoe DH: "Mampahory anay ny olona fa Andriamanitra dia tsy mandao anay"

Vonoina isika fa tsy rava

Azo atao hoe DH: "Mamely anay ny olona nefa tsy maharava anay"

Vonoina izahay

"voavely mafy izahay"

Mitondra eo amin'ny tenanay ny fahafatesan'i Jesosy

I Paoly dia miresaka ny amin'ny fijaliany toy ny hoe miaina ny fahafatesan'i Jesosy. DH: "am-bava lozan'ny fahfatesana matetika izahay, tahaka an'i Jesosy izay maty" na "MIjaly toy ny hoe miaina ny fahafatesan'i Kristy mandrakariva izahay"

fiainan'i Jesosy ihany koa dia hiseho eo amin'ny tenanay

Ireo mety ho dikany 1)"ny vatanay dia mbola ho velona indray, satria velona i Jesosy" na "ny fiainana ara-panahy izay omen'i Jesosy dia mety hiseho amin'ny vatanay ihany koa."

fiainan'i Jesosy ihany koa dia hiseho eo amin'ny tenanay

Azo atao hoe DH: "hahita ny fiainan'i Jesosy amin'ny tenanay ny olona sasany"