347 B
347 B
izany famelana izany dia fitiavana anareo
Azo adika hoe: "Izaho namela ny helokareo noho ianareo"
famelana izany dia fitiavana anareo
Ireo mety ho dikany dia 1) "voavela tamin'ny fitiavako anareo ianareo" na 2) "voavela ho amin'ny tombontsoa anareo"
Satria izahay dia mahafantatra ireo drafiny
DH: "fa isika mahalala ny fikasany tsara"