12 lines
576 B
Markdown
12 lines
576 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
I Paoly dia mampahery ny fiangonana any Korinto mba hampiseho fitiavana ary hamela ireo izay nofaizin'izy ireo. Manoratra fa, izy ihany koa, dia efa namela azy.
|
|
|
|
# mba hanamafy ampahibe-maso ny fitiavanareo Azy
|
|
|
|
Izany dia midika fa tokony hanamafy ny fitiavan'izy ireo an'izany lehilahy izany eo anatrehan'ireo mpino rehetra izy ireo.
|
|
|
|
# mankatoa amin'ny zava-drehetra ianareo
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany dia 1) "mankatoa an'Andriamanitra ianareo amin'ny zavatra rehetra" na 2) ''ianareo dia mankatoa ny zavatra rehetra izay nampianariko anareo"
|