plt_tn/2co/02/05.md

16 lines
536 B
Markdown

# amin'ny endrika hafa
"amin'ny lafiny iray"
# tsy hanitarana loatra izany
Ireo mety ho dikany 1)" tsy te hiteny izany am-pahasiahana aho" na 2) "tsy te hanitatra aho."
# Ampy ny fanasaziana nataon'ny maro an'isa io olona io
Ny teny hoe "fanasaziana" dia afaka havadika amin'ny fampiasana matoanteny. DH: "ny fomba nanasazin'ireo maro an'isa dia efa ampy"
# mba tsy handifotra azy amin'ny alahelo be loatra
Izany dia midika fananana fihetseham-po lehibe vokatry ny alahelo tafahoatra. DH: "tsy hoe difotry ny alahelo be loatra"