plt_tn/2co/01/17.md

898 B

nisalasala ve aho?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisana ny fanapaha-keviny ny hitsidika ireo Korintiana. iIay valinteny izay nantenaina tamin'ny fanotaniana dia tsia. DH: "tsy nisalasala aho" na "Natoky tamin'ny fanapahan-kevitro aho"

Nanomana ireo zavatra ireo araka ny nofo ve aho...amin'ny fotoana iray ihany?

Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisany fa ny fikasany hamangy ireo Korintiana dia tena matotra. DH: "Tsy nanomana ireo zavatra ireo aho araka ny nofo aho ... amin'ny fotoana iray ihany?

mba itenenako "Eny, eny" sy "Tsia, tsia" amin'ny fotoana iray ihany

Izany dia midika fa i Paoly dia tsy nilaza hoe sady hitsidika no sady tsy hitsidika. Ireo teny hoe: "eny" na "tsia" dia naverimberina mba hanamafisana . DH: "mba hitenenenako 'eny, dia tena hitsidika tokoa aho,' ary 'tsia, tsy hitsidika mihitsy aho' amin'ny fotoana iray ihany"