plt_tn/2ch/36/08.md

8 lines
186 B
Markdown

# ireo zavatra mahatsiravina
Ity dia maneho ny fanompoana ireo andriamanitra tsy izy foana, izay tsy tian'i Yaveh.
# izay hita nanohitra azy
ity dia mety fanoharana amin'ny toetrany.