plt_tn/2ch/34/20.md

497 B

anontanio ho ahy ny sitrapon'i Yaveh

D.H: "antanio an'i Yaveh izay iriany amiko ho atao."

nohon'ny tenin'ilay boky izay efa hita

D.H: "mifanaraka amin'izay voasoratra ao amin'ny boky"

Fa lehibe izany, dia ny fahatezeran'i Yaveh izay efa nilatsaka tamintsika. Lehibe izany,

Fihetseham-po miaro hatezerana dia volaza matetika ao amin'ny soratra masina toy ny hoe rano izy ireo. D.H: "Fa ny hatezeran'i Yaveh eto amintsika dia lehibe, tahaka ny rano izay afaka manadio tanteraka antsika."