plt_tn/2ch/32/18.md

8 lines
443 B
Markdown

# hampitahorana sy hampihorohoroana azy ireo
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny hatezerana. D.H: "mampihorohoro tanteraka azy ireo."
# iresaka momban'ilay Andriamanitr'i Jerosalema tahaka ny firesahan'izy ireo momba ireo andriamanitry ny olon'ny tany hafa
D.H: "Noheson'izy ireo ny Andriamanitr'i Jerosalema tahaka ny naneson'izy ireo ireo andriamnitrin'ny olon-kafan'ny tany"