plt_tn/2ch/31/02.md

382 B

Notendreny ihany koa ny anjaran'ny mpanjaka ho an'ny fanatitra dorana avy tamin'ireo fananany manokana

Naka hena sy vary nampiasaina ho an'ny fanatitra dorana ivelan'ny fananany manokana i Hezekia.

ireo volana vaovao

Ity dia firavoravoana nifanaraka tamin'ny fihetsikin'ny volana.

firavoravoana voatendry

Ity maneho firavoravoana izay mitranga eo amin'ireo daty miavaka.