plt_tn/2ch/24/06.md

496 B

Nahoana no tsy nasainao nentin'ireo Levita ... lalàn'ny fanekena?"

"Efa nanao fitondran-teny ratsy ianao. Nilaza taminao ny hitaky ireo Levita aho ... lalàn'ny fanekena, saingy tsy vitanao izany."

ho amin'ny lain'ny lalàn'ny fanekena

Na dia izany aza dia maneho ny tempoly izay nahorin'i Soloma izany, izany dia mampatsiahy fa ny "lain'ny fihaonana" dia ilay toerana masina voalohany ho an'ny olon'Andriamanitra.

zava-masina

Ity dia maneho ilay teny nampiasaina ao amin'ny tempoly.