plt_tn/2ch/20/27.md

8 lines
255 B
Markdown

# ny olona rehetra tao Joda sy Jerosalema
Ity dia fanoharana iray amin'ireo adin'olona rehetra.
# tao amin'ny fitarihan'izy ireo i Josafata
Josafata mpanjaka dia teo anoloan'ireo tafika manontolo tahaka ny nandehanan'izy ireo niverina tany Jerosalema.