plt_tn/2ch/20/24.md

8 lines
277 B
Markdown

# Indro, efa maty izy ireo,
Ity dia tsy nampoizina. Efa ringana avokoa ireo fahavalo tsirairay.
# efa maty izy ireo, lavo tamin'ny tany
Ny andian-teny "lavo tamin'ny tany" dia fomba fiteny iray ilazana izay "nahafatesan'izy ireo". D.H: "maty tamin'ny tany daholo izy ireo."