plt_tn/2ch/18/31.md

272 B

Iny ny mpanjakan'Israely

Josafata dia diso famantarana tahaka an'ny mpanjaka an'Israely satria Ahaba dia nisisika fa izy dia niakanjo akanjo mpanjaka.

Navadik'Andriamanitra niala taminy izy ireo

D.H: "Andriamanitra no nahatonga azy ireo nijanona tsy nanaraka azy."