plt_tn/2ch/18/09.md

269 B

tandroka vy

Ity dia fanoharana amin'ny tandrok'omby saingy vita amin'ny vy.

Amin'ireo no hanotoanao ireo Syriana mandra-pahalevon'izy ireo

D.H: "ho resinao izy ireo."

efa nomen'i Yaveh teo an-tanan'ny mpanjaka izany.

D.H: "Hanome fandresena ho anao i Yaveh"