plt_tn/2ch/17/03.md

253 B

nandeha tamin'ireo lalan'ny rainy voalohany

Fitondran-tena dia voalaza fa izany dia fandehanana. D.H: "miaina amin'ny lalan'ny fahamarinan'ny razambeny"

tsy nitady ireo Bala

Tsy nanompo ireo sampin'i Bala mba hitady fanampiana avy amin'izy ireo.