plt_tn/2ch/14/01.md

16 lines
283 B
Markdown

# Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Abia
D.H: "maty i Abia"
# Tamin'ny androny
D.H: "nandritra ny fanjakany"
# nangina nandritry ny folo taona ny tany
D.H: "dia nisy filaminana ny tany nandrity ny folo taona"
# teo imason'i Yaveh Andriamaniny
D.H: "raha ny amin'i Yaveh."