|
# ny tavany tamin'ny tany
|
|
|
|
Ity dia fihetsim-pivavahana. D.H: "nampiondrika ny lohany nikasika tamin'ny rarivato izy ireo."
|
|
|
|
# ny famindram-pony
|
|
|
|
D.H: "fahatokisan'Andiramananitra" na "efa nampanantena ny hitia an'ny vahoakan'Israely mandrakizay Andriamanitra."
|