plt_tn/2ch/06/12.md

12 lines
346 B
Markdown

# teo amin'ny fanatrehan'ny fiangonan'Israely rehetra
D.H: "teo amin'ny fanatrehan'ny vahoakan'Israely izay natambatra tany."
# hakiho
hakiho iray dia mirefy 46 kilometatra.
# namelatra ny tanany nakany amin'ny lanitra izy.
Nanindritra ny tanany i Solomona ary nametrazka azy ireo ambony tahaka ny nandohaliany teo an-tsehatra mba hivavaka.