plt_tn/2ch/04/19.md

12 lines
301 B
Markdown

# Nanamboatra i Solomona
ireo mpiasan'i Solomona nanamboatra ireo zavatra tamin'ny baikony.
# ny fanaka rehetra
ireo lovia sy ireo fitaovana rehetra izay nampiasaina tao amin'ny tranon'Andriamanitra.
# ny mofon'ny fanatrehana
Ity dia fanehoana ireo mofo 12 izay napetraka teo anoloan'ny alitara.