plt_tn/1ti/05/07.md

945 B

Torio izany zavatra izany

"mandidy izany zavatra izany ihany koa"

mba tsy ananan'izy ireo tsiny

"ka tsy misy olona mahazo tsiny amin'izy ireo." Ireo mety ho dikan'ny hoe: "izy ireo" 1) ireo mpitondratena sy ny fianakavian'izy ireo" na 2) ireo mpino." Ny mety indrindra dia ny mamela ny hoe "izy ireo."

tsy manome ho an'ireo havany akaiky

"tsy manome izay ilain'ireo havany akaiky" na "tsy manampy izay ilain'ireo havany akaiky"

ho an'ireo izay ao amin'ny ankohonany

"Ho an'ireo mpikambana ao amin'ny fianakaviany miaina ao amin'ny tranony"

nandà ny finoana izy

nanao zavatra mifanohitra amin'ny fahamarinana izay ninoantsika izy"

ratsy lavitra noho ny tsy mpino

"dia ratsy kokoa noho ireo izay tsy mino an'i Jesosy." I Paoly dia milaza fa izany olona izany dia ratsy kokoa noho ny tsy mpino iray satria na ireo tsy mpino aza dia mikarakara ireo havany akaiky. Noho izany, ny mpino iray dia tokony hikarakara ireo havany.