plt_tn/1ti/04/03.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# izy ireo
"Ireo olona ireo dia"
# Ho raràna...ny manambady
izany dia milaza fa izy ireo handrara ireo mpino hanambady. DH: "mandrara ireo mpino hanambady" na "tsy mamela ireo mpino amin'ny fanambadiana"
# ny mandray ireo sakafo
Izany dia milaza fa izy ireo dia handrara ireo sakafo sasany ihany. DH: "Ary hitaky ny mpino hifady hanina amin'ny sakafo sasany" na "ary tsy hamela ireo olona hinana sakafo sasany izy ireo"
# Tsisy holavina ny zavatra noraisintsika tamim-pisaorana
DH: "tsy tokony handa na inona na inona izay hanomezantsika fisaorana an'Andriamanitra isika" na "ny zavatra rehetra izay hanintsika miaraka amin'ny fanomezam-pisaorana dia azo hekena"
# Fa nohamasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka izany
Eto ny hoe: "ny tenin'Andriamanitra" sy ny "vavaka" dia ampiasaina miaraka mba hilazana hevitra iray. Ny vavaka dia mifanaraka amin'ny fahamarinana izay nambaran'Andriamanitra. DH: "Izany dia natokana ho an'ny fampiasan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fivavahana mifanaraka amin'ny teniny"
# Fa nohamasinina...izany
DH: "manamasina izany isika" na " nanokana izany isika"
# ny tenin'Andriamanitra
Eto ny "teny" dia manambara ny hafatr'Andriamanitra na izay nambarany.