plt_tn/1ti/03/04.md

836 B

Tokony hitantana tsara

"tokony hitarika izy" na "tokony hikarakara izy"

hanaiky azy am-panajana tanteraka

Ireo mety ho dikany 1) ny tompon'andraikitr'ireo zanaka dia tokony hankato sy hampiseho fanajana amin'ny rain'izy ireo na 2) ny tompon'andraikitr'ireo zanaka dia tokony hampiseho fanajana amin'ny olona rehetra na 3) ny tompon'andraikitr'ireo zanaka dia tokony hampiseho fanajana ho an'ireo izay ao amin'ny ankohonana toy ny hoe izy no mitarika azy ireo.

ahoana no hikarakarany ny fiangonan'Andriamanitra

I Paoly dia mampiasa fanontaniana ampianarana an'i Timoty. DH: "tsy afaka ny hikarakara ny fiangonan'Andriamanitra izy" na "Tsy afaka ny hitondra ny fiangonan'Andriamanitra izy"

ny fiangonan'Andriamanitra

Eto ny "fiangonana" dia manondro ny olona. DH: "Ny olon'Andriamanitra" na "ireo mpino izay iandraiketany"