plt_tn/1th/02/01.md

643 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia mamaritra ny asa fanompoana sy ny valisoa ho an'ireo mpino.

Ny tenanareo

Ny teny hoe: "tenanareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana.

Rahalahy

Eto izany dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy.

Ny fahatongavanay

Ny teny hoe: "anay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty fa tsy ireo mpino Tesaloniana.

Dia tsy foana

Izany dia afaka lazaina amin'ny fomba tsara. DH: "dia tena nilaina."

Teo aloha dia nijaly ary nalaim-baraka

"Nampijaliana sy notevatevaina."

Tao anatin'ny fanoherana lehibe

"Raha mbola miady amin'ny fanoherana goavana."