plt_tn/1th/01/04.md

974 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nanohy nisaotra ireo mpino tany Tesalonika ary nidera azy ireo noho ny finoany an'Andriamanitra.

Rahalahy

Izany dia midika hoe: "mpiray finoana, anisan'izany ny lehihaly sy vehivavy."

Fantatray

Ny teny hoe: "anay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty fa tsy ireo mpino Tesaloniana.

Tsy amin'ny teny ihany

Tsy amin'ny alalan'ny fitoriana ny hafatr'Andriamanitra ihany.

Fa tamin'ny hery ihany koa, tamin'ny Fanahy Masina

Mety ho dikany dia izao: 1) ny Fanahy Masina dia nanome an'i Paoly sy ireo namany ny fahafahana mitory ny filazantsara amin-kery na 2) ny Fanahy Masina dia nahatonga ny fitoriana ny filazantsara hanana fiantraikany mahery eo anivon'ireo mpino Tesaloniana na 3) ny Fanahy Masina dia nanambara ny fahamarinan'ny fitoriana ny filazantsara tamin'ny alalan'ireo fahagagana, famantarana, ary ireo zava-mahagaga.

Olona toy ny ahoana

"Ahoana ny fomba nitondrantsika ny tenantsika refeha."