645 B
645 B
voalaza
Io dia azo atao hoe DH: "izay voalazan'i Nabala"
tamin'ireo olony
"tamin'ny tafiny"
"Apetaho ny sabatry ny olona tsirairay." Ka dia nametaka ny sabany ny olona tsirairay
Raha tsy fantatra amin'ny fiteninao ny sabatra, dia azonao atao fibangoan-teny ilazana ny fiomnana ho amin'ny ady ny hoe "apetaho ny sabatra." DH: "'Mivonona ho amin'ny ady, ry lehilay rehetra.' Ary dia niomana ho am'ny ady ny olona rehetra. Niomba ho amin'ny ady ihany koa i Davida"
efajato
400
roanjato
200
nijanona teo akaikin'ny entana
Nitoetra tany an-tobiny izy ireo mba hisorohana ireo mpanafika hafa tsy hangalatra ny fananan'izy ireo.