plt_tn/1sa/24/17.md

8 lines
358 B
Markdown

# namaly soa ahy ianao
Miaiky i Saoly fa nampiseho ny fanohanany an'i Saoly i Davida ary tsy nivadika taminy tamin'ny famonoana azy.
# satria tsy namono ahy ianao raha nataon'i Yaveh teo an-tananao ny aiko
Miaiky i Saoly fa nisafidy ny haneho indrafo ary nampiharihary ny tsy fivadihany tamin'i Saoly Mpanjaka amin'ny maha-voahosotr'i Yaveh azy i Davida.