12 lines
387 B
Markdown
12 lines
387 B
Markdown
# nampahory azy ny fon'i Davida
|
|
|
|
Fomba fiteny io. DH: "Nalahelo Davida satria nanao zavatra tsy mety"
|
|
|
|
# ilay voahosotr'i Yaveh
|
|
|
|
"ilay iray izay nofidian'i Yaveh mba hitarika ny olony" na "ilay iray izay nataon'i Yaveh ho mpanjaka"
|
|
|
|
# ny haninjirako ny tanako aminy
|
|
|
|
Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny fahafahana manisy ratsy. DH: "hanisy ratsy azy amin'izay mety ho fomba rehetra"
|