653 B
653 B
Avy eo nitsangana izy ireo
Najanon'izy ireo izay nataony. Tsy tokony hihevitra ny mpamaky fa nipetraka na natory izy ireo.
Avy eo
"Avy eo ireo Zifita"
Zifa
Anaran-toerana io. Adikao araka ny ao amin'ny 23:23.
Jesimona
Anarana tany efitra akaikin'ny Ranomasina Maty izany. Io koa dia azo adika hoe "Efitra Jodiana." Adikao araka ny ao amin'ny 23:19.
nambara tamin'i Davida izany
Io dia azo atao hoe DH: "Nisy nilaza tamin'i Davida fa tamy izy ireo" na "Hain'i Davida fa tamy izy ireo"
havoana be vato
havoana feno vato na kivatovato
tany efitr'i Maona
Anarana tany foana manodidina ny tanànan'i Maona ao atsimon'i Joda izany.