# nifofo ny ainy
Fomba fiteny io. DH: "mitady hamono azy"
# Horesa
Anarana tanàna akaikin'i Zifa io.
# ankahery ny tanany tao amin'Andriamanitra
Fomba fiteny io. DH: "nampahery azy hatoky an'Andriamanitra"