plt_tn/1sa/22/06.md

581 B

hita niaraka tamin'ireo lehilahy izay niaraka taminy i Davida

I Davida no tena raharahan'i Saoly, koa dia tononon'ny mpanoratra misaraka ireo lehilahy hafa. Io dia azo adika hoe DH: "nisy nahalala izay niafenan'i Davida sy ireo lehilahy niaraka taminy"

hazo tamariska

Karazan-kazo io. DH: "hazo lehibe manalokaloka"

tao Rama

Rama dia anaran-toerana any Gibea. Izany anarana izany dia midika hoe "toerana avo." Ireo mety ho heviny dia 1) eto izany dia manondro ilay toerana antsoina hoe Rama na 2) manondro izay mety ho toerana avo rehetra io. DH: "tany amin'ny havoana"