plt_tn/1sa/21/03.md

24 lines
587 B
Markdown

# Koa inona ary
Manomboka amphan-dresaka vaovao i Davida.
# inona ary no an-tananao izao?
Eto ny hoe "an-tananao" dia midika hoe azo alaina. DH: "Inona no sakafo hanananao izay azonao omena ahy?"
# Omeo mofo dimy aho
Fangatahana am-panajana io.
# mofo tsotra
mofo izay tsy nampiasain'ny mpisorona tamin'ny fanompoana
# mofo masina
mofo izay nampiasain'ny mpisorona tamin'ny fanompoana
# raha nahatandri-tena tamin'ny vehivavy ireo tovolahy
Io dia azo adika ho fehezanteny feno. DH: "Mahazo mihinana izany ireo lehilahinao raha tsy niara-nandry tamin'ny vehivavy vao haingana"