plt_tn/1sa/18/15.md

633 B

talanjona taminy izy

Eto ny hoe "talanjona" dia fomba fiteny izay midika fatahorana. DH: "natahotra an'i Davida izy"

Fa tia an'i Davida ny Israely sy Joda rehetra

Eto ny hoe "Israely sy Joda" dia manondro ny vahoakan'ireo foko rehetra ireo. DH: "ny vahoaka ao Israely sy Joda rehetra dia tia an'i Davida"

nivoaka izy ary nankeo anoloan'izy ireo

Ny teny hoe "nivoaka" sy "nankeo" dia fomba fiteny izay maneho ny fitarihana ny olona ho any an'ady ary fitarihana azy ireo hody avy any an'ady. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:13. DH: "nitondra ireo miaramilany ho any an'ady ary nitondra azy ireo nody avy any an'ady"