12 lines
572 B
Markdown
12 lines
572 B
Markdown
# Koa nesorin'i Saoly teo amin'ny fanatrehany izy
|
|
|
|
"Koa dia nesorin'i Saoly teo amin'ny fanatrehany i Davida"
|
|
|
|
# arivo
|
|
|
|
Azo aseho amin'ny endrika tarehimarika io. DH: "1.000 lahy"
|
|
|
|
# nivoahan'i Davida sy nankanesany teo anoloan'ny vahoaka
|
|
|
|
Eto "ny vahoaka" dia manondro ireo miaramila teo ambany fibaikoan'i Davida. Ny andian-teny hoe "nivoahana" sy "nankanesany" dia fomba fiteny izay maneho ny fitarihana ny olona ho any an'ady ary fitarihana azy ireo hody avy any an'ady. DH: "Nitondra ireo miaramilany ho any an'ady i Davida ary nitondra azy ireo nody avy any an'ady"
|