16 lines
636 B
Markdown
16 lines
636 B
Markdown
# fanahy mampidi-doza avy amin'Andriamanitra
|
|
|
|
Eto ny "fanahy mampidi-doza" dia mety ilazana ny "fanahy izay mitondra fahoriana" na "fanahy ratsy." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:14.
|
|
|
|
# fanahy mampidi-doza avy amin'Andriamanitra nidina teo amin'i Saoly
|
|
|
|
Ny andian-teny hoe "nidina teo amin'ny" dia midika fa nitarika an'i Saoly ilay fanahy mampidi-doza. Amin'ity toe-javatra ity izany dia midika fa nahatonga an'ny Saoly hikorontana sy hanao toy ny adala izany. Jereo ny nandikanao ny andian-teny mitovy amin'izany ao amin'ny 10:5.
|
|
|
|
# ary nirediredy
|
|
|
|
"ary nanao toy ny adala izy"
|
|
|
|
# nomba azy Yaveh
|
|
|
|
"Nomba an'i Davida i Yaveh"
|