748 B
748 B
Dia hoy izy tamin'ny Israely rehetra
Filaza masaka io satria ny miaramila Israelita ihany no teo. DH: "Dia hoy izy tamin'ny miaramila Israelita izay teo"
Asehoy ny Tomima
Ny Israelita tamin'izany fotoana izany dia nampiasa vato manokana antsoina hoe Orima sy Tomima mba hahazoana toro-lalana avy amin'Andriamanitra. DH: "Asehoy amin'ny alalan'ny Tomima"
Tomima
Io dia teny nindramina avy amin'ny fiteny nipoiran'ity.
onatana sy Saoly no azo taminy filokana, fa tafiala tsy voafidy kosa ny vahoaka
Io dia azo atao hoe DH: "Nampiseho ny filokana fa na i Jonatana na i Saoly dia samy meloka, fa tsy meloka ny vahoaka"
Dia i Jonatana no voafidy tamin'ny filokana
Io dia azo ato hoe DH: "Dia nasehon'ny filokana fa meloka i Jonatana"