314 B
314 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nilaza tamin'ny vahoakany mba hitondra biby eo amin'ny vato lehibe iray i Saoly mba ho vonoina sy hohanina.
Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh i Saoly
Tsy mazava raha natsangan'i Saoly tamin'ilay vato lehibe izay nentin'ny olona teo aminy tao amin'ny 14:33 ilay alitara.