|
# Gibea
|
|
|
|
Io no tanàna nahaterahan'i Saoly. Adikao araka ny ao amin'ny 10:26 ny hoe "Gibea."
|
|
|
|
# niparitaka ... nanketsy sy nankeroa
|
|
|
|
Mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary manindry fa nandositra tany amin'ny lalana rehetra ireo miaramila.
|