plt_tn/1sa/13/05.md

218 B

telo arivo ... enina arivo

"3.000 ... 6.000"

ary antoko maro an'isa toy ny fasika eny amoron-dranomasina

antoko miaramila be dia be ka tsy hita isa

Mikmasy

Anaran-toerana io.

Betavena

Anaran-toerana io.