plt_tn/1sa/12/12.md

8 lines
423 B
Markdown

# Tsia! Fa aoka, ho mpanjaka kosa no hanjaka eto aminay
Io fanambarana io dia mampiseho ny fihetsika meherin'ny firenen'Israely nanohitra an'i Samoela rehefa nilaza tamin'izy ireo ny amin'ny fatokiana an'Andriamanitra i Samoela satria nanafaka azy ireo Andriamanitra taloha.
# izay nosafidinareo, izay nangatahinareo
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ary manamafy fa io ilay mpanjaka notadiavin'izy ireo.