822 B
822 B
Nitaraina tamin'i Yaveh izy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny firenen'Israely.
Jerobala
Anarana maneho haja sy herin'andriamanitra hiadiana amin'ny andriamanitra sandoka io.
naniraka ... Yaveh ... nanome fandresena anareo
Milaza ny tantaran'ny nataon'Andriamanitra taorian'ny fiaiken'ny vahoaka heloka sy fangatahany famonjena i Samoela.
Jerobala, Bedana, Jefta, ary Samoela
Anarana mpitsara sasany izay natsangan'Andriamanitra ireo. Nampidirin'i Samoela tao anatin'io lisitra io ny tenany.
nanompo an'ireo Bala sy ireo Astarta
Ny fanompoana eto dia ilazana ny fanompoana andriamanitra sandoka. DH: "nanompo andriamanitra sy andriamanitra vavy sandoka"
eo an-tanan'ireo fahavalonay
Mampiasa ny hoe "tanana" io fanambarana io mba hilazana ny fahefana. DH: "fahefana na fifehezan'ny fahavalonay"