plt_tn/1sa/11/14.md

8 lines
302 B
Markdown

# nanao an'i Saoly ho mpanjaka teo anatrehan'i Yaveh
"nanao an'i Saoly ho mpanjaka teo am-pijeren'i Yaveh"
# Tany no nanaovan'izy ireo sorona fanati-pihavanana teo anatrehan'i Yaveh
Isan'ny fanompoan'i Samoela an'i Yaveh ny manolotra sorona na dia tsy avy amin'ny firazanan'i Arona na Levy aza izy.